| Teny iditra |
mihaingo
(haingo)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Misy haingo, mitondra akanjo misy haingo: Mihaingo aoka izany ny mpanambady
[1.1]
|
| | To adorn one's self, to decorate one's self, to wear ornaments. [1.2]
|
| | To adorn oneself [1.7]
|
| | S'orner; être paré [1.8]
|
| Ohatra | Ary nony tonga ny andro hampakaran-drano, dia mihaingo tsara dia tsara ny olona rehetra sy miravaka tsara amy ny izay firavaka ananany.
[2.48]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mihaingo |
| Ny lasa : |
nihaingo |
| Ny hoavy : |
hihaingo |
| Filaza mandidy : |
mihaingoa |
|
|