|
|
|
|

Teny iditra mirangorango (rangorango (rango))
Sokajin-teny mpamaritra
 Sady lava no mahia [1.1]
 être long et maigre [1.3]

Teny iditra mirangorango (rangorango (rango))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mihinana tsy miatoato, amim-pahalianana tanteraka [1.1]
  [Provincial] To wander about in search of something, such as food, etc. [1.2]
 Prendre sans permission, avec hardiesse [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mirangorango
Ny lasa : nirangorango
Ny hoavy : hirangorango
Filaza mandidy : mirangorangoa

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/08