|
|
|
|

Teny iditra mirebika (rebika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandihy mitsinjaka
Mandihy mampihetsika ny vatana sy ny sandry ara-ba
(miaramila) Mandihy sady mampandihy ny fiadiana eny an-tanany [1.1]
Ohatra 
1Mandihy miakanjo ny akanjo halatra, ka miara-mirebika amin-doza. [2.69]
2Ny iray mitendry valiha, ny iray mirebika eo am-povoan-trano, ary ny sisa mitehaka. [2.649]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mirebika
Ny lasa : nirebika
Ny hoavy : hirebika
Filaza mandidy : mirebiha

Teny iditra Mirebika (rebika)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
 Antokona Tsimandoa ambony indrindra natao hompanotrona andriamanjaka. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/19