|
|
|
|

Teny iditra mirediredy (rediredy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Miteniteny foana tsy misy heviny, mibedibedy foana, very saina: Mirediredy ny marary
Mimenomenona tsy misy fiatoana: Nirediredy teo ny anao fa iza moa no hihaino azy eo [1.1]
Ohatra - Hianao, anaka, mirediredy foana! [2.324]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mirediredy
Ny lasa : nirediredy
Ny hoavy : hirediredy
Filaza mandidy : miredirede

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05