|
|
|
|

Teny iditra rediredy
Sokajin-teny anarana
 Teniteny be tsy misy heviny; fimenomenonana tsy misy fiatoana: Ny an-dRangahy io koa, rediredy foana; aiza ka hamidiko aminy masonkarena, hono, ity zavatra nanahirana ahy izaitsizy ity [1.1]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23