|
|
|
|

Teny iditra miredona (redona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Maneno miaraka: Miredona ny konseritra
Mihira na mikiakiaka mafy indray miaraka: Raha vao niditra ny mpampianatra, dia indray niredona niarahaba azy ny mpianatra [1.1]
Voambolana 
Ohatra Mitoka-toerana ny lehilahy sy ny vehivavy ary samy manandratra izay ho afany, na vavaka iaraha-manao izany na hira iaraha-miredona; [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miredona
Ny lasa : niredona
Ny hoavy : hiredona
Filaza mandidy : mirena

Teny iditra miredòna (redona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miredona [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20