| Teny iditra | mirehitra (rehitra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Miteraka lelafo sy hafanana: Mirehitra tsara ny kitay maina Tsy maty: Nirehitra mandra-paharain' ny andro ny jiro Misafoaka: Rehefa mirehitra ny hatezerany tsy tsara ny manatona azy [1.1] | |||||||||
| Ohatra | Labozia iray no mirehitra ao an-doha fandriany ary tapa-tsigara no fohiny.
[2.470] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/19 |
|