|
|
|
|

Teny iditra miresaresa (resaresa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandeha miadana toy ny tsy afaka mamindra, miretareta: Jereo ity olona katavy famiresaresa mahatsikaiky
Mitaredretra: Misy mpianatra miresaresa foana etỳ [1.1]
 Traîner, lambiner [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miresaresa
Ny lasa : niresaresa
Ny hoavy : hiresaresa
Filaza mandidy : miresaresà

Teny iditra miresaresà (resaresa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miresaresa [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20