| Teny iditra | miretareta (retareta) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mitaredretra, mitavozavoza [1.1] | |||||||||
| Ohatra | Ny tsy mba manana toa anay, voatery izy manao, ary izany no tsy ahazoana miretareta, fa tsy maintsy vita ny asa, ary vita haingana.
[2.472] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | miretaretà (retareta) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miretareta | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|