| Teny iditra | miriadriatra (riadriatra (riatra)) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Mandeha na manao zavatra amin-katezerana arahim-pihetsika mitratrevatreva tsy misy fitsitsiana na dia kely aza: Asa izay nahazo azy fa niriadriatra erỳ izy nilaza izany tamiko [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|