| Teny iditra |
miriaria
(riaria)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mikarenjy sy milalao amin-kafaliana: Miriaria eran' ny ala ny voron-kely [1.1]
|
| Ohatra |
| 1 | Nohafatrafarany mba hivavaka tsara ho an-drainy izy ireo mba hiarahany miriaria aminy.
[2.470]
|
| 2 | Nahoana no tsy itiavanao hiara-miriaria amiko?
[2.5]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
miriaria |
| Ny lasa : |
niriaria |
| Ny hoavy : |
hiriaria |
| Filaza mandidy : |
miriariava |
|
|