| Teny iditra | miriatra (riatra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Tanala] Mitriatra, rovitra tsy nahy, mipoaka mafy: Triatre ny semboko (rovitra ny lambako) [1.78] | |||||||||
| Mandositra Lasa mirintona: Notenenina kely fo-ana ny anao dia niriatra Mitsiaka, rovitra ka heno mitsefaka ny faharovitana: Niriatra ny pataloany Mipoaka mafy tampoka; mikotrokotroka: Matahotra mafy ny zafy keliko raha misy varatra miriatra [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|