| Teny iditra | mirifatra (rifatra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mandositra, milefa, manidina: Nirifatra niaraka tamin' izay ireo andiam-borona [1.1] | |||||||||
| Ohatra | Nony hita sy voafaritra tsara amin' ny vakim-biriky ny toerana ivarotana, dia ireny mirifatra mamonjy kafe sy mofo mafana eny amin' ny hani-masaka.
[2.470] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|