| Teny iditra | mirintona (rintona) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Miala tampoka, tezitra: Lasa nirintona Rakoto raha vao nahare izany teny izany [1.1] | |||||||||
| Ohatra | Fantatra koa fa tsy maintsy mirintona izy izay.
[2.472] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mirintòna (rintona) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mirintona | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|