|
|
|
|

Teny iditra miritsoka (ritsoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mibitsika, milaza zavatra mangingina [1.1]
Ohatra Ity rivodrovotra an-tanin' olona
mitsoka maraina dia mitambolona
Hariva ny andro vao mba miritsoka
[Ny Havana]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miritsoka
Ny lasa : niritsoka
Ny hoavy : hiritsoka
Filaza mandidy : miritsoha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20