| Teny iditra | miroatra (roatra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Miseho betsaka indray miaraka: Miaramila ampolony maro no niroatra nivoaka ny zohy lava fierena Mihoa-pefy, mihoatra ny fefiloha [1.1] | |||||||||
| To rush upon from ambush [1.7] | |||||||||
| Déborder, paraître tous à la fois [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|