|
|
|
|

Teny iditra miroboka (roboka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Sihanaka] Mitsoboka, mirotsaka anaty rano [1.78]
 Midina ao anaty rano: Aza miroboka ao anaty rano vao maraina ianao fa sao manavy [1.1]
 To go into the water, to ford a stream [1.7]
 Passer à gué, se mettre à l'eau [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miroboka
Ny lasa : niroboka
Ny hoavy : hiroboka
Filaza mandidy : miroboha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20