| Teny iditra |
mirodana
(rodana)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mianjera ambony ambany, mikoa, mihotsaka: Nirodana ny tambohonay azon' ny ranonorana nijojo tsy an-kijanona Rava: Nirodana ny fanantenana Mianjera, mivarina: Tao ankady avara-trano no nirodana ny mpangalatra [1.1]
|
| | To fall down, as a wall [1.7]
|
| | S'écrouler, s'ébouler [1.8]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mirodana |
| Ny lasa : |
nirodana |
| Ny hoavy : |
hirodana |
| Filaza mandidy : |
mirodàna |
|
|
| Teny iditra |
mirodàna
(rodana)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mirodana
|
| | [1.1]
|
|