| Teny iditra | mirodorodo (rodorodo) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mandeha maso miaraka na mirimorimo ka mitabataba be amin' izany: Inona àry izany mirodorodo any atsinanana any izany? Miasa haingana, mirotoroto [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|