|
|
|
|

Teny iditra mirontona (rontona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandeha haingana, mihazakazaka dodona [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mirontona
Ny lasa : nirontona
Ny hoavy : hirontona
Filaza mandidy : mirontòna

Teny iditra mirontòna (rontona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mirontona [Fitanisana]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20