|
|
|
|

Teny iditra misahana (sahana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Miandraikitra, manatrika, mamonjy raharaha maro miaraka: Tsy afaka hisahana ny sakany sy ny lavany aho [1.1]
 Faire face à plusieurs travaux à la fois [1.3]
Ohatra 
1Ny Minisitra misahana ny Fitsarana no Filoha lefitra. [1.320]
2Fikambanam-barotra misahana ny fitaterana an-tsambo no niasany [2.583]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misahana
Ny lasa : nisahana
Ny hoavy : hisahana
Filaza mandidy : misahàna

Teny iditra misahaña
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Tanala] Manohatra, manandrana [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/08