|
|
|
|

Teny iditra misahirana (sahirana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manao asa mamizana, manasatra: Aza misahirana manao sakafo ho ahy ianareo fa efa nihinana aho talohan' ny hivoahako
Miahiahy be, very hevitra: Misahirana izaitsizy mba hanao trano [1.1]
 To go to some trouble [1.7]
 Se donner de la peine [1.8]
Ohatra Fantatro fa mavesatra izany, nefa ny manao zavatra tsy vita foana ary ny te hanana tsy maintsy misahirana. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misahirana
Ny lasa : nisahirana
Ny hoavy : hisahirana
Filaza mandidy : misahiràna

Teny iditra misahiràna (sahirana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misahirana [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20