|
|
|
|

Teny iditra misaina (saina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mampiasa ny saina, ny fahazoana mahazo: Raha mba olombelona misaina koa..
Mandinika, mieritreritra: Revo misaintsaina ny amin' ny fanahy aho [1.1]
 To think; to consider, to ponder [1.7]
 Penser; méditer, considérer [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misaina
Ny lasa : nisaina
Ny hoavy : hisaina
Filaza mandidy : misaina

Teny iditra misaina (saina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misaina [Fitanisana]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11