| Teny iditra |
misaka
(saka)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Maka, mihalotra (foza na orana) amin' ny tanana ao anaty lavany [1.1]
|
| Ohatra | Fanalana andro ny ankizy ny fanondrahana anana isan' andro tsy tapaka ka ahazoany maisambo-tsikovoka sy misaka pirina amin' ilay dobokely fakan-drano.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
misaka |
| Ny lasa : |
nisaka |
| Ny hoavy : |
hisaka |
| Filaza mandidy : |
misakà |
|
|
| Teny iditra |
misaka
(saka)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mandray (lehilahy) amin' ny ankasarotany raha miady aminy [1.1]
|
| Ohatra | Mahavita misaka na manosika ny olona raha tiany.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
misaka |
| Ny lasa : |
nisaka |
| Ny hoavy : |
hisaka |
| Filaza mandidy : |
misakà |
|
|
| Teny iditra |
misaka
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Taisaka]
Milaza [1.78]
|
|
| Teny iditra |
misakà
(saka)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misaka
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|