| Teny iditra | misakana (sakana) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manisy fefy, vala: Misakana ny filibana ny fivavahana Mandrara: Nisakana azy tsy hanao izany herisetra izany araka izay azoko natao aho Mampijanona: Misakana olona mandositra ~ Nisakana fiarakodia aho fa tsy nisy nety nandray Manao izay tsy hahatanteraka: Ny lehiben' ny tanàna no nisakana izany zavatra tsy andrariny izany Tsy mamela hivarotra (lova): Nisakana ny tanimbarinay etsy Andohatapenaka izy [1.1] | |||||||||
| To hinder, to impede [1.7] | |||||||||
| Empêcher, faire obstacle [1.8] | |||||||||
| Ohatra | - Ka inona moa no misakana an' ise tsy hanao izany?
[2.471] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | misakàna (sakana) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misakana | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|