| Teny iditra | misakobona (sakobona) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mirakotra lamba tsy misy miseho ny tenany: Misakobona ao anaty bodofotsy ny ankizy rehefa ririnina Miafina ao anaty lamba: Ikoto io misakobona ao anaty lamba io [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | misakobòna (sakobona (kobona)) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misakobona | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|