| Teny iditra | misalaka (salaka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manao salaka [1.1] | |||||||||
| To wear a loincloth [1.7] | |||||||||
| Porter le pagne [1.8] | |||||||||
| Ohatra | Basivava tsy mahay mikabary Marovatana be tany tsy misy vokatra Avaradrano mirebareba tsy misalaka landy Ambodirano mirijarija tsy mihaingo Vakinisisaony be kibo tsy manavy Vonizongo be ohabolana miroky Vakinankaratra fa ny Voromahery ihany no lohany [2.131] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | misarandrana | ||||||||
| Teny iditra | misalakà (salaka) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misalaka | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|