|
|
|
|

Teny iditra misalobona (salobona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Misarona ao anaty lamba [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misalobona
Ny lasa : nisalobona
Ny hoavy : hisalobona
Filaza mandidy : misalobòna

Teny iditra misalobòna (salobona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misalobona [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20