| Teny iditra |
misangodina
(sangodina (hodina))
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mihodinkodina eo an-toerana ihany: Hosoloako ity tandrimoko ity fa tsy misangodina tsara' Mivezivezy, mivoivoy: Misy tovolahy iny misangodina lava ao atsinanan-trano ao [1.1]
|
| | To swirl, to whirl [1.7]
|
| | Tourner comme une toupie [1.8]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
misangodina |
| Ny lasa : |
nisangodina |
| Ny hoavy : |
hisangodina |
| Filaza mandidy : |
misangodìna |
|
|
| Teny iditra |
misangodìna
(sangodina (hodina))
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misangodina
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|