| Teny iditra | misangodingodina (sangodingodina (sangodina (hodina))) | |
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: mihetsiketsika [1.1] | |
| Ohatra | Ny tadio dia rivotra mahery misangodingodina, ka hoatra ny andry mandehandeha no fijery azy.
[1.38] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2014/11/01 |
|