| Teny iditra | misangy (sangy) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Milalao amin' olona, manao kivazivazy, mamosobosotra: Loza ity zaza ity raha hisangy ny namany Mihetraketraka, manorisory: Asaivo mitandrina Isambilo fa misangy foana ny zanako izy any ampianarana ka mita tsy ho tamana mihitsy ny zanako Enti-milaza mpifankatia milalao mifanitikitika, mifanongotsongo, mifampikapokapoka...: Mahita ahy ise raha mbola hitako misangy an' i Soa ato avaratra [1.1] | |||||||||
| To fool around; to tease [1.7] | |||||||||
| Badiner; taquiner [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | misangisangy | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|