| Teny iditra | misangisangy (sangisangy (sangy)) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Milalao amin' olona, manao kivazivazy, mamosobosotra: Loza ity zaza ity raha hisangy ny namany Mihetraketraka, manorisory: Asaivo mitandrinaIsambilo fa misangy foana ny zanako izy any ampianarana ka mita tsy ho tamana mihitsy ny zanako Enti-milaza mpifankatia milalao mifanitikitika, mifanongotsongo, mifampikapokapoka...: Mahita ahy ise raha mbola hitako misangy an' i Soa ato avaratra [1.1] | |||||||
| To fool around; to tease [1.7] | |||||||
| Badiner; taquiner [1.8] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | misangy | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2022/09/14 |
|