|
|
|
|

Teny iditra misaona (saona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mampiseho na mitondra mariky ny alahelo noho ny fahafatesan' ny havana: Mbola misaona ny nenitoany izy ka tsy mety mandihy [1.1]
 To mourn the dead [1.7]
 être en deuil de [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misaona
Ny lasa : nisaona
Ny hoavy : hisaona
Filaza mandidy : misaonà

Teny iditra misaonà (saona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misaona [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20