|
|
|
|

Teny iditra misatrasatra (satrasatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Miaina misefosefo (fiteny indrindra amin' ny marary) [1.1]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misatrasatra
Ny lasa : nisatrasatra
Ny hoavy : hisatrasatra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05