|
|
|
|

Teny iditra satrasatra
Sokajin-teny anarana
 Fiainana misefosefo sahala amin' ny voan' ny sohihina; fiainana sempotra sy tery raha miaina, sady mananosarotra. [1.1]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23