|
|
|
|

Teny iditra misava (sava)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mitady, mikaroka: Misava ilay gadralava nandositra ny polisy
Mijery, mitsirika, mizaha fatratra: Misava ny trano misy ankizy mararin' ny donika ny mpikarakara ny toe-pahasalamana
Mijery izay tsy manana: Misy polisy misava karatra ao
Manala izay manentsina, na manelingelina: Ianao no aoka hisava lalana fa izaho hanaraka avy ato aoriana
Manadihady, mamototra: Tia ny misava ny fotojavatra izy rehefa mianatra [1.1]
 To clear up, to disperse; to inspect something in detail [1.7]
 Dégager, disperser, dissiper; se dissiper; fouiller, faire des perquisitions [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misava
Ny lasa : nisava
Ny hoavy : hisava
Filaza mandidy : misavà

Teny iditra misavà (sava)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misava [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05