|
|
|
|

Teny iditra misavoana (savoana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Miakatra ambony eny amin' ny habakabaka: Nodakany nisavoana ny baolina
Misondrotra, midangana: Nisavoana tampoka teo ny vidin' ny hena
Lasa lavitra loatra: Misavoana izany hevitrao izany [1.1]
 To fly high, to soar [1.7]
 Voler bien haut [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misavoana
Ny lasa : nisavoana
Ny hoavy : hisavoana
Filaza mandidy : misavoàna

Teny iditra misavoàna (savoana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misavoana [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20