| Teny iditra | miseho tsara (seho, tsara) | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: miharihary | |
| Ohatra | fa ianareo dia tahaka ny fasana voalalotra fotsy, izay miseho tsara tarehy eo ivelany, nefa ny ao anatiny dia feno taolan'ny maty mbamin'ny fahalotoana rehetra.
[2.996] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2013/11/07 |
|