|
|
|
|

Teny iditra misendrasendra (sendrasendra (sendra))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mifanakaiky; efa mby hifanaraka momba ny vidin-javatra iadiam-barotra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misendrasendra
Ny lasa : nisendrasendra
Ny hoavy : hisendrasendra
Filaza mandidy : misendrasendrà

Teny iditra misendrasendrà (sendrasendra (sendra))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misendrasendra [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20