|
|
|
|

Teny iditra misenotsenoka (senotsenoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Variana, sahirana; miheninkenina; dibo-kafaliana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misenotsenoka
Ny lasa : nisenotsenoka
Ny hoavy : hisenotsenoka
Filaza mandidy : misenotsenoha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20