| Teny iditra | senotsenoka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Sahirana, mivezika atsy mivezika aroa, miheninkenina: Mbola senotsenoky ny fanetsana izahay amin' izao fotoana izao Renoka fatratra amin-javatra iray: Senotsenoky ny fitiavam-bola izy Dibo-kafaliana, entanin-kafaliana: Senotsenoky ny hafaliana ny fianakaviana noho ny nahatongavan-dRanaivo avy any andafy. [1.1] | ||
| Sampanteny |
| |
| Tovy hevitra | senoka | |
| Nohavaozina tamin' ny 2009/04/27 |
|