| Teny iditra | misidina (sidina) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Miezaka miakatra eny amin' ny habakabaka: Misidina ambony vao tra-pahoriana ohatra ny akohokely lasampapango Mandeha haingana maivamaivana: Misidina izy rehefa mandeha Misondrotra ambony be amin' ny fahaizana, voninahitra, harena...: Nisidina ambony tamin' ny harena Ingahy Rabe tato anatin' ny roa taona [1.1] | |||||||||
| Manidina [1.13] | |||||||||
| To fly high, to fly [1.7] | |||||||||
| Voler dans l'air, voler [1.8] | |||||||||
| Voler [1.13] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | misidìna (sidina) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misidina | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|