|
|
|
|

Teny iditra misidiondiona (sidiondiona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Miriorio namandeha, mivezivezy foana mba handositra adidy, hibolidy amin' ny raharaha [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misidiondiona
Ny lasa : nisidiondiona
Ny hoavy : hisidiondiona
Filaza mandidy : misidiondiòna

Teny iditra misidiondiòna (sidiondiona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misidiondiona [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20