|
|
|
|

Teny iditra misingana (singana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandeha irery [1.1]
 Etre impair, avoir une unité au-dessus du nombre pair, être dépareillé, isolé [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misingana
Ny lasa : nisingana
Ny hoavy : hisingana
Filaza mandidy : misingàna

Teny iditra misingàna (singana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misingana [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20