|
|
|
|

Teny iditra misintona (sintona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mihemotra (toy ny lamba sasany rehefa avy nosasana): Misintona ny lamba volonondry rehefa sasana
Mihena (toy ny rano tondraka rehefa lasa ny orana): Tsy ela dia nisintona ny rano
Mikainkona: Nisintona ny hozany [1.1]
Ohatra Ny tena tetikay dia hanao rodorodon-drano vaky, miseho tampoka amin' ny hery tsy hay tohaina, dia misintona tahaka izay ihany. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misintona
Ny lasa : nisintona
Ny hoavy : hisintona
Filaza mandidy : misintòna

Teny iditra misintòna (sintona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misintona [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20