| Teny iditra | misiontsiona (siontsiona) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mivezivezy atsỳ sy arỳ Mandeha somary menamenatra fa tsy tanteraka ny nokasaina: Lasa ny anao nisiontsiona irery nody [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | misiontsiòna (siontsiona) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misiontsiona | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|