| Teny iditra | misolafaka (solafaka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mibolisatra, mikorisa fa malama ny tany diavina: Nisolafaka ny tongony ka lavo izy Lavo na potraka noho ny halemena: Nisolafaka ilay tovovavy, ka voa vao latsaka am-panenenana [1.1] | |||||||||
| To slip [1.7] | |||||||||
| Glisser [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2022/09/05 |
|