| Teny iditra |
misolantsolana
(solantsolana)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mamindra sy mandeha feno anjona sy miandranandrana: Nahazo laharana ambony i Soa ka misolantsolana erỳ eny amin' ny arabe Misosososo miandranandrana amin-kasahiana tsy misy tahotra: Indro ny anao fa nisolantsolana irery tery aloha [1.1]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
misolantsolana |
| Ny lasa : |
nisolantsolana |
| Ny hoavy : |
hisolantsolana |
| Filaza mandidy : |
misolantsolàna |
|
|
| Teny iditra |
misolantsolàna
(solantsolana)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misolantsolana
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|