|
|
|
|

Teny iditra misolelaka (solelaka)
Sokajin-teny mpamaritra
 Mitalesaka mivelatra: Misolelaka ny tarehin' iny olona iny
Marivo aty: Vilany misolelaka
Mandokadoka sy manolikoly mba hahazoana zavatra: Misolela-dava io zazalahy io [1.1]
Ohatra Misolelaka ilay vazaha eo, mampifampikosoka ny tanany roa mitory ny hafaliany. [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20