|
|
|
|

Teny iditra misolotika (solotika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Maloto mitsaporetika; misy tsikoko misotetika miaraka amin' ny menaka: Esory iny akanjonao iny fa efa misolotika aoka izany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misolotika
Ny lasa : nisolotika
Ny hoavy : hisolotika

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05